|
|
|
|

Entry fitsakoana (tsako)
Part of speech noun
 Fanapotipotehana amin' ny nify ao am-bava: Aza zatra amin' ny fitsakoana amin' ny nify anoloana [1.1]
 Mastication [1.13]
Vocabulary 
Synonyms fihotana

Updated on 2023/01/20