|
|
|
|

Entry fihotana (hota)
Part of speech noun
 Fitsakoana hanina, izay akana ny tsirony fotsiny fa aloa indray rahefa avy eo [1.1]
 Mastication [1.13]
Synonyms fitsakoana

Updated on 2023/01/20