|
|
|
|

Entry fitodihana (todika)
Part of speech noun
 Fihodinan' ny tena mihitsy: Nisy nanohina azy no nahatonga ny fitodihany tany amiko
Fiherehana any ivoho: Ny fitodihany no nahapotraka azy [1.1]

Entry fitodihana (todika)
Part of speech noun
 Fampanarahana todika iray voafaritra mialoha [1.13]
 Orientation [1.13]
Synonyms fampitodihana ~ fitarihan-dalana

Updated on 2023/01/05