| Entry | fampitodihana (todika) | |
| Part of speech | noun | |
| Orientation [1.13] | ||
| Examples | Ankoatra ny fampiasana hery sy ny fampitahorana isan-karazany izay nampiforitra ny fieritreretana, dia teo koa ny fanolokoloana ny saina sy ny fampitodihana azy handray ireo fitaovana voamboatra sy àry fomba isan-karazany.
[2.606] | |
| Synonyms | fitodihana ~ fitarihan-dalana | |
| Updated on 2023/01/06 |
|