| Entry | fitobatobana (tobatoba) | |
| Part of speech | noun | |
| Fihetsiketsehana, fikobankobanana: Tsy hay lazaina ny fitobato ban' ny rano anaty siny raha mihazakazaka ny mpantsaka Fandanilaniam-poana, fandaniana ny harena hanaranana fo: Ny fitobatobany no nampahantra azy haingana [1.1] | ||
| Synonyms | fitobatoba | |
| Updated on 2023/01/05 |
|