| Entry | fitobatoba (tobatoba) | |
| Part of speech | noun | |
| Toetran' ny zavatra mitobatoba, izany hoe mikobana na mihetsiketsika; toetran' ny olona mitobatoba na mandanilany foana: Tsy mahagaga raha lany sahady ny harenany, fa aiza moa itỳ fitobatobany! [1.1] | ||
| Synonyms | fitobatobana | |
| Updated on 2023/01/05 |
|