| Entry | fisabaka (sabaka) | |
| Part of speech | noun | |
| Fomba entina misabaka namampihataka ny tongotra roa ho malalaka kokoa ny elanelany: Mampihomehy ny fisabakan' io zaza io rehefa mandeha Toetran' ny zavatra misabaka: Tsy ampy ny fisabakan' ny lafiny roa amin' itỳ telolafy itỳ [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/05 |
|