|
|
|
|

Entry sabaka (baka)
Part of speech noun
 Fampihatahana na fampanalavitana ny tongotra roa
Ilazana ny hazo misampana roa
Anaran-tsilalaon' ankizy izay misy efitrefitra ka asabaka ny tongotra roa mba tsy hanitsaka ny soritra mampisaraka ireo efitrefitra ireo. [1.1]
 A straddling; the opening of a compass [1.7]
 Action ou état d'être ouvert comme un compas [1.8]
Derivatives 

Updated on 2023/01/20