| Entry | firaisam-pokontany (iray, foko, tany) | |
| Part of speech | locution | |
| Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany [1.1] | ||
| Littéralement "union des collectivités [...] [full text in 1.5] | ||
| Vocabulary | ||
| Examples | Ny “Repoblika demokratika”, izay nandimby, dia nibaby ny tetikasa manodoka momba ny “vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana” (Fokontany, Firaisampokontany, Fivondronampokontany ary Faritany), rafitra noheverina hiasa araka ny foto-pisainana “teny miakatra ifampierana ary teny midina ifampitondrana”.
[4.27] | |
| Synonyms | firaisana | |
| Updated on 2022/02/28 |
|