|
|
|
|

Entry filelalelana (lelalela (lela))
Part of speech noun
 Famoahana lelafo miredareda; fikiakiavana mafy miantso na mihira; fahamaimaizan' ambavafo noho ny aretina na ny hanoanana [1.1]

Updated on 2023/01/20