|
|
|
|

Entry filelafana (lelaka (lela))
Part of speech noun
 Fampandalovana ny lela eo ambony zavatra
Fandokadokafana fatratra tsy mendrika mba hahazoan-taitraka
Firehetana be mamoaka lelafo avo be [1.1]

Updated on 2023/01/20