| Entry | fikasihandokanga | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | fikasihana, lokanga | |
| Hazo lavalava kely misy vombon-tsoavaly nohenjanina, izay akasika somary tarihina amin' ny tadin-dokanga ka mampipararetra azy ary dia mampaneno ny lokanga [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Synonyms | fikasihana | |
| Updated on 2025/04/28 |
|