| Entry |
lokanga
|
| Part of speech | noun
|
/m:hyperonym>
| | Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny lokanga vazaha ihany, fa tsotra dia tsotra ny bikany; ny fikasohana dia atao amin' ny tsiraka taretra na tsiraka hodi-kazo toy ny lombiry, vihana; ditin-kazo manitra (ramy) no ahosotra ireo tadiny, izay misy 4 ka hatramin' ny 7 [1.1]
|
| | A violin; any stringed instrument played with a bow [1.7]
|
| | Violon, les instruments à corde dont on joue avec un archet [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples | Ny lokanga no niasa matetika noho ny mozika taloha.
[1.437]
|
| Article |
| Illustrations |
|
|