|
|
|
|

Entry fijejojejo (jejojejo (jejo))
Part of speech noun
 Fomba entina mijejojejo, izany hoe mampiseho toetra tsy dia maotona loatra na amin' ny fihetsika na amin' ny fitafy mba hisintonana ny mason' ny olona [1.1]
 La légèreté [1.3]

Updated on 2023/01/20