|
|
|
|

Entry fihozohozoana (hozohozo)
Part of speech noun
 Fahosana, faharerahana mampangovingovitra ny tena ka tsy ahafahana mihetsika na mamindra tsara [1.1]
Synonyms fangozohozoana

Updated on 2023/01/05