| Entry | fangozohozoana (hozohozo) | |
| Part of speech | noun | |
| Fahosana, faharerahana mampangovingovitra ny tena ka tsy ahafahana mihetsika na mamindra tsara [1.1] | ||
| La faiblesse, la débilitation [1.3] | ||
| Examples | fa ny rantsam-batany dia asiako fangozohozoana mandritra ny andro iaianany
[2.996] | |
| Synonyms | fihozohozoana | |
| Updated on 2023/01/08 |
|