| Entry | fihomehy (homehy (hehy)) | |
| Part of speech | noun | |
| Fomban' ny olona rehefa mihomehy: Mahatsikaiky ny fihomehin-dRangahy io fa mihovotrovotra ny tenany manontolo [1.1] | ||
| Examples | Tonga fandatsan' ny mpifanakaiky aminay izahay, sady fihomehy amam-paneson' ny manodidina anay.
[2.996] | |
| Updated on 2023/01/20 |
|