| Entry | fihenana (hena) | |
| Part of speech | noun | |
| Fidinana, fitambotsorana: Rahoviana no hisy fihenany ny vidin' ny hena? Fihavitsiana: Mahagaga ny fihenan' ny mponina amin' itỳ tanàna itỳ Fisintonana: Fihenan' ny rano tondraka Fandroronana, fitambotsorana: Manombokany fihenan' ny sain' itỳ antibavy itỳ [1.1] | ||
| Chute, diminution, réduction, affaiblissement, baisse [1.13] | ||
| Examples | Na dia izany aza, dia tsy ahitana fihenana ny ampahan' ny mponina miaina ambanin' ny taha andrefesana ny fahantrana.
[4.27] | |
| Updated on 2022/03/20 |
|