|
|
|
|

Entry fihary (hary)
Part of speech noun
 Karazana taova manamboatra sy mamoaka ranoka ilaina amin' ny fandevonan-kanina, toy ny fihary rora, ny fiharim-bavony [1.1]
 Taova manamboatra sy mamoaka zavatra ilain'ny vatana [1.13]
 Glande [1.13]
Vocabulary 
Examples Fihary ny Vihindahy Mihitatra lo tranga io dia mpahazo ireo lehilahy mihoatra ny 40 taona. [2.424]

Entry fihary (hary)
Part of speech noun
 Fomba entina mihary, mitady [1.1]

Entry fihary (hary)
Part of speech adjective
 Azo angonina, tadiavina: Ny vola fihary [1.1]

Entry fihary
Part of speech noun
  [Bara] ompiana, fiompy [1.78]

Entry fihary (hary)
Part of speech noun
  [Provincial] For omby, an ox, lit. wealth. [1.2]

Updated on 2023/09/30