|
|
|
|

Entry fiompy (ompy)
Part of speech noun or adjective
 Fomba entina miompy, izany hoe mamelona sy miahy ary mikarakara biby
Ompiana matetika: Biby fiompy [1.1]
 Ce qu’on élève, ce qu’on soigne, la manière de soigner [1.3]
Vocabulary 
Examples 
1Mila misotro rano madio ny biby fiompy. [2.117]
2Fa indrindra, misy tsenan' omby any, ka ahafahan'ny olona mivarotra na mividy io biby fiompy io. [2.606]

Updated on 2023/02/07