|
|
|
|

Entry fientanana (entana)
Part of speech noun
 Fahatairana sy fiaingana tampoka any anaty, fiontanana: Fientanan' ny fo [1.1]
 L’action de tressaillir [1.3]
Examples 
1Mamoha fientanana tsy mbola tafapoitra tanteraka ao amin' ny olona ny soratra; [2.285]
2Hany ka, noho ny toe-javatra nafanafana tao amin' io faritr' izao tontolo izao io, dia nisy fientanana vaovao hanao fikarohana teolojika. [1.369]

Updated on 2023/01/08