| Entry | entana | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Zavatra entina amin' ny tanana: Mitondra entana mavesatra izy fa ampio Ireo zavatra tsy misaraka amin' ny tena raha mivahiny na mifindra transi (akanjo, firakofana, fanaka...): Aza hadinoina ny entanareo rehefa mivoaka ny fiaran-dalamby Izay amidy ao ampivarotana (matetika anefa amin' ity hevitra ity, ampiana ny teny hoe Varotra): Aza kasikasihina na entako, ny entam-barotro, raha tsy hividy ianao Olona miankina amin' ny tena ka velomina sy iadidiana: Entana ho azy tokoa ireo iray tampo amin' ny vadiny mipetraka ao aminy Ny faty entina halevina lavitra: Napetraka tao an' efitra madio ny entana raha vao tonga Fehezan-javatra atao indray mitondra: Kitay telo entana (atao koa hoe anentana) [1.1] | |||||
| A burden; baggage [1.7] | |||||
| Fardeau, bagage, marchandise [1.3, 1.8] | |||||
| Paquet, ballot, effets, charge Parents ou amis pauvres qu'on prend à sa charge [1.3] | |||||
| Examples |
| ||||
| Morphology |
| ||||
| Derivatives |
| ||||
| Analogs | anentana | ||||
| Updated on 2023/05/23 |
|