|
|
|
|

Entry fiadonadonana (adonadona)
Part of speech noun
 Fiavonavonana, fireharehana, fieboeboana aseho amin' ny fihetsika [1.1]
 La fierté [1.3]

Updated on 2023/01/05