|
|
|
|

Entry adonadona
Part of speech noun
 Avonavona aseho amin' ny fihetsika toa mirehareha, mieboebo, ka ny tongotra angadongadona, ny loha aanjonanjona ary ny fiteny atao somary hentitrentitra toa manambonimbony tena
Mitovy hevitra: fieboeboana ~ lanjalanja loha ~ rehareha [1.1]
 Pride, haughtiness of spirit, contemptuousness. See rehareha. [1.2]
 Orgueil, mépris [1.3]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : adonadona, adonadoko, adonadonao, adonadony, adonadontsika, adonadonay, adonadonareo, adonadon', adonadon-, adonadom-, adonado-
Derivatives 

Updated on 2013/09/08