| Entry |
fen' akoho
|
| Part of speech | locution
|
| Elementary words | fe,
akoho |
| | Drumstick of a chicken [1.7]
|
| | Cuisse de poule [1.8]
|
| Vocabulary |
|
| Entry |
fenakoho
|
| Part of speech | noun
|
| Elementary words | fe |
| | Fanomezana omen' ny ray aman-dreny ny zanaka rehefa tonga ny fandroana, ka raha mbola amin' ny fotoana tsy ahazoana mamono zavamananaina no anomezana azy, dia vola no atao [1.1]
|
| | [Betsimisaraka]
Ce nom veut dire littéralement « cuisse de poulet ». C'est la partie du poulet qui est traditionnellement donné aux enfants. Par extension, on appelle ainsi tout ce qui est réservé à l'usage des enfants ou à leurs jeux [1.196]
|
| Examples | raha mamangy izy tsy tapaka mivimbina zavatra kely, ary raha tojo ny tonon-taona, mifanome vodiakoho sy fenakoho;
[2.436]
|
|
| Entry |
fenakoho
|
| Part of speech | noun
|
| Elementary words | fe |
| | [Betsimisaraka]
A shrub [1.2]
|
| | [Betsimisaraka]
Arbuste non identifié [1.196]
|
| Vocabulary |
|