| Entry |
fatidra
|
| Part of speech | noun
|
| Elementary words | fatitra,
ra |
| | Fomba atao amin' ny alalan' ny fatitra ifampihinanan' ny olona roa ra mba ho mari-piwkaizana mafy: Nanao fatidra hono, Radama rainy sy i Hastie Sakaiza na namana mifankatia fatratra: Tsy mahagaga raha tsy mahafoy an-dRakoto Rabe: fatidrany hatry ny ela iny [1.1]
|
| | [ fati-dra ] Blood brotherhood; the ceremony of entering into a mutual and solemn pledge of friendship or brotherhood.
It is performed by each party partaking of a small piece of liver, etc., mixed with the blood of the other party. [1.2]
|
| | The ceremony of blood brotherhood [1.7]
|
| | Parenté de sang; cérémonie pour
marquer cette parenté [1.8]
|
| | Alliance par le sang [1.13]
|
| Analogs |
fanange ~
sakarivo |
|