|
|
|
|

Entry fasina
Part of speech noun
 Fanononana ny hoe "fasana" taloha, na ankehitriny koa aza, amin' ny faritany sasantsasany [1.1]
 Ancienne prononciation of fasana [1.3]
Examples Ary ny mpanefy manely ny vola halao fasina, tao amin' Andriamamba. [2.48]

Entry fasina
Part of speech noun
  [Taimoro, Tanala] (fasiña) fasika [1.78]
  [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka] Fasika [1.78]
 Moron-dranomasina [1.1]
 A provincial word for fasika [1.2]

Updated on 2023/08/24