|
|
|
|

Entry fasika
Part of speech noun
 Potipoti-bato faran' izay madinika avy amin' ny tany: Afangaro amin' ny fasika ny simenitra [1.1]
 Sand [Mal. pasir.] fasy and fasina are used in the provinces. [1.2]
 Sand [1.7]
 Sable [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Be fasika ny tany ka sarotra ihazakazahana. [2.356]
2Nesorin'i Mora ny pataloany fa feno fasika. [2.442]

Entry fasika
Part of speech adjective
 Be dia be; tsy hita isa, tsy tambo isaina: Fasika izay vahoaka nitsena ny Filohan' ny Nosy izay [1.1]
 Fig. innumerable. [Mal. pasir.] fasy and fasina are used in the provinces. [1.2]
Derivatives 

Updated on 2023/08/11