|
|
|
|

Entry faridanonana
Part of speech noun
 Fahazavana hita misoritra manodidina ny volana indraindray [1.1]
  [Sihanaka] faribolana [1.78]
Other spellings 

Entry Faridanonana
Part of speech name (anthroponym) [Full list]
Elementary words faridanonana
Vocabulary 
Examples Araka ny filazan' i Faridanonana dia avy amin' ny anaran' ny mpanazary Rona no niavian' ny anarana hoe Androna. [2.508]

Updated on 2024/07/01