| Entry | fanjakan' i Baroa | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | fanjakana, baroa | |
| Fanjakana entina mpitondra rainazy ka samy manao izay tiany ny vahoaka [1.1] | ||
| [ fanjakana baroa ] A state of lawlessness [1.2] | ||
| Anarchie, la cour du roi Pétaud [1.3] | ||
| Examples | Arofanina avokoa ireny, dia arofanina mba tsy hianjerana amin'ny fanjakan' i Baroa.
[2.503] | |
| Synonyms | fanjakana raban-tsahona | |
| Updated on 2023/11/20 |
|