|
|
|
|

Entry fanjakanabaroa > fanjakan' i Baroa
Part of speech locution
Elementary words fanjakana, baroa
 Fanjakana entina mpitondra rainazy ka samy manao izay tiany ny vahoaka [1.1]
 [ fanjakana baroa ] A state of lawlessness [1.2]
 Anarchie, la cour du roi Pétaud [1.3]
Examples Arofanina avokoa ireny, dia arofanina mba tsy hianjerana amin'ny fanjakan' i Baroa. [2.503]
Synonyms fanjakana raban-tsahona