|
|
|
|

Entry fandribaratra
Part of speech noun
Elementary words fandrika, varatra
 Vy lavalava marani-doha izay atao eo ambonin' ny tafontrano ary mifandray amin' ny tany amin' ny alalan' ny tariby, mba hiarovana ny trano amin' ny varatra: Olo-mahay amerikanina, atao hoe Franklin, no nahita voalohany ny fampiasana ny fandribaratra [1.1]
 A lightning conductor. [1.2]
 Paratonnerre [1.13]

Entry fandribaratra
Part of speech noun
Elementary words fandrika, varatra
  [Provincial] A kind of vine with edible fruit. Vitis microdiptera, Baker. Same as famakientana (Bets.), and voakitsonamboa (Prov.). [1.2]
Vocabulary 
Synonyms famakientana ~ voakitsonamboa

Entry fandribaratra
Part of speech noun
  [Bezanozano, Merina, Tanala] (de fandrika : piège ; et varatra : tonnerre) Nom donné à plusieurs plantes censées protéger de la foudre. Notamment : Cyphostemma microdipterum Desc. (Vitaceae). Fruits comestibles. Utilisés aussi pour préparer des boissons fermentées. [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2025/05/13