| Entry | fanao (tao) | |
| Part of speech | noun or adjective | |
| Fomba entina manao: Izao no fanao mofo ramanonaka Fomba arahina mahazatra: Samy manana ny fanaony ny firenena rehetra Azo atao: Tsy fanao akanjo ny taratasy [1.1] | ||
| Usual mode of doing anything, a custom. [1.2] | ||
| Ce qu'on peut faire, les usages, les coutumes, manière de faire [1.3] | ||
| Entry | fanao | |
| Part of speech | noun | |
| [Merina] Piptadenia sp. (Fabaceae). Bois brun, très dur, dont l'intérêt fut souligné par Jean Laborde (voir fano). [1.196] | ||
| Vocabulary | ||
| Scientific name | Piptadenia sp. | |
| Updated on 2023/09/09 |
|