| Entry |
tampoka
|
| Part of speech | adverb
|
| | Tsy nampoizina: Tonga tampoka Rakoto Vetivety foana: Tampoka foana tao, avy ny orana, ka kotsa izahay rehetra [1.1]
|
| | Suddenly [1.7]
|
| | Soudain, tout-à-coup, à l'improviste [1.3]
|
| | Subitement [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Tafarina tampoka izy, ka nanontany an-dRenilezo.
[2.324]
|
| 2 | Hadinoko tampoka teo ohatra ny tsy nisy ry Soa mbamin-dry Ketaka mpiaraka amiko ao an-tanàna.
[2.4]
|
| 3 | Tafatsangana tampoka izy.
[2.470]
|
| 4 | Hoy i Lanto maotina tampoka.
[2.471]
|
|
|
| Entry |
tampoka
|
| Part of speech | noun
|
| | Fanampiana rano mangatsiaka ny rano mafana mba hampangatsiatsiaka azy, na hanatsatsoana fisotro mahery amin' ny fanampiana rano azy [1.1]
|
| | Action d'étendre, de couper avec de l'e [...] [full text in 1.5]
|
|