| Entry |
fampinomana
(inona)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fampisotroana tangena, nampiasaina ho fitsarana fahizay mba hahitana izay meloka [1.1]
|
| | [Merina]
(de minona : action de boire le
tangena, de se soumettre à l'ordalie). Ancien nom de l'ordalie ou jugement de Dieu par le
tangena, Cerbera venenifera Steud. (Apocynaceae).
On distinguait deux sortes d'épreuves :
fampinomambe
et
fampinomana andavanandro.
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Nony natao ny fampinomana dia maty Andriamihaja.
[2.508]
|
| 2 | Nandroso ny fampinomana, ka veloina Rakalofotsy sy Rabaofotsy.
[2.649]
|
|
|