|
|
|
|

Entry famantsy
Part of speech adjective
 Enti-milaza toetr' olona fetsy sady kinga aoka izany amin' ny fahitana hevitra na tetika
Mitovy hevitra: fetsy ~ kinga ~ konjo [1.1]
 Un fin matois, un roué, un politique habile, un madré, quiconque excelle dans son genre [1.3]
Examples Ka misy vola fadin-tseranana arivo mahery nozaraina toy izany, ka hoy ilay famantsy ahy amin' ny marika : " Avelao hozaraiko, ka raha misy diso na varirairenty aza dia izaho no mameno. [1.437]

Updated on 2023/08/19