| Entry | faly raviny | |
| Part of speech | adjective | |
| Elementary words | faly, ravina | |
| Faly ambony ihany: faly mahita ny raviny noho ny fanantenana fa tsy maintsy misy voany ao ambadika [1.1] | ||
| Pleasure at mere outside appearances; lit. glad at the leaves (but not knowing whether there will be fruit or not). [1.2] | ||
| Qui se réjouit sur les apparences, comme celui qui voyant les feuilles d'un arbre pense y trouver des fruits qui n'y sont pas [1.3, 2.415] | ||
| Synonyms | faly volony | |
| Updated on 2024/06/18 |
|