|
|
|
|

Entry fahizany
Part of speech adverb [Full list]
Elementary words faha, izany
 Taloha ela, fahiny [1.1]
Examples 
1Tahatahaka izao no fanaovana ny Fehifehy fahizany. [2.245]
2Fahoriana mangidy tokoa ny manjo an-dry zareo fahizany. [1.437]
3Mbola fanjakana tokana i Danemarka sy Norvezy fahizany. [2.113]
Synonyms fahizay ~ fehizay

Updated on 2023/10/18