|
|
|
|

Entry fahavelony
Part of speech adverb [Full list]
Elementary words faha, velona
 At the time when one was living: Fahavelon-dRadama (During Radama's life) [1.2]
 During the lifetime of such a one [1.7]
 Du vivant de... [1.3]
 Durant la vie de ..., au temps de [1.8]
Examples 
1tsy tadidiko fa fahavelon' i Neny izany [2.5]
2Nanao fafana no raharahan-dRatompokolahy fahavelony. [2.529]
3Impiry no efa nifako kitay teny rehetra teny anefa ireny zaza ireny fahavelon-drainy? [2.470]
Morphology 
Simple : fahavelony, fahavelon-, fahavelon'
Present : -pahavelony, -pahavelon-, -pahavelon'

Updated on 2023/10/17