|
|
|
|

Entry andaniny (lany)
Part of speech adverb [Full list]
 Amin' ny lafiny iray, mifamaly amin' ny hoe an-kilany; raha ampiasaina ho toy ny anarana ireo teny ireo dia tsara raha soratana hoe: ny andaniny, ny ankilany [1.1]
Antonyms 

Entry andaniny (lany)
Part of speech noun
 [root lany.] A party, a side, as in two (or more) parties pitted against one another. [1.2]

Updated on 2023/08/11