|
|
|
|

Entry fahalotoana (loto)
Part of speech noun
 Zavatra maloto, fahavetavetana: Milentika anatin' ny fahalotoana [1.1]
 Filthiness [1.7]
 Saleté [1.8]
Examples 
1afoizo hatramin' izao ny fahalotoana fa mahabotry ny taranaka. [2.285]
2Zazavavy efa niliba tao anatin' ny fotaky ny fahalotoana no fiheveranao ahy, ary tovolahy tia vola no fahafantarako anao! [2.529]
Synonyms halotoana

Updated on 2023/01/20