| Entry |
ela-
|
| Part of speech | morphological form of elatra
|
| Examples |
| 1 | misalasala miela-misintaka ny ela-papango
[2.857]
|
| 2 | Volon' ela-borombe no penina, ka volom-borona ihany no atao anarany fa ny penina
[1.437]
|
|
|
| Entry |
ela
|
| Part of speech | adjective
|
| | Be taona, zoky: Ela kokoa ianao noho i dada ~ Efa ela dia ela itỳ hazo ity izany Mijanona maharitra: Nahoana no ela tany an-tsena ianao? Tsy haingana: Ela vao vita ny sakafonareo izany Maharitra fotoana lava: Velona ela, hono, ny voay. [1.1]
|
| | Old; from olden times, long ago, long (in duration) [1.7]
|
| | Ancien, vieux; qui dure longtemps [1.8]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
ela
|
| Part of speech | noun
|
| | Appellation botanique: Schizolaena [2.612]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Schizolaena |
| Synonyms | ~ |
|
| Entry |
Elà
|
| Part of speech | name (biblical)
|
| | Elah [2.996]
|
| | Ela [2.996]
|
| Vocabulary |
| Synonyms | |
|