| Entry |
dridra
|
| Part of speech | noun
|
| | Anarana ilazana karazana vay ohatra ny zavatra mibontsina kely amin' ny voalohany na ohatra ny faritra tera-mena eo amin' ny hoditra amin' ny ranjo; mitombo faingana ireo ka mety hahatratra 10 sm ny savaivony; misy fanaviana, fanaintainana ary fanapoizinana ny tena manontolo miaraka aminy [1.1]
|
| | An ulcerous disease [1.2]
|
| | Ulcère [1.54]
|
| Vocabulary |
| Derivatives |
|
| Entry |
dridra
|
| Part of speech | noun
|
| | The name of a grass which is supposed to cause the dridra disease. [1.2]
|
| | [Merina]
( dridra : ulcère, plaie rebelle).). Nom d'une plante herbacée, dont l'application en topique provoque la formation d'ulcères. Les mendiants s'en servent pour inspirer plus de pitié.
[1.196]
|
| Vocabulary |
|