|
|
|
|

Entry dadatoa
Part of speech noun
Elementary words dada, toa
 Teny iantsoana na ilazana ny lahimatoa amin' ny iray tampo amin' ny ray na ny reny: lasa androany nankany andafy ny dadatoanay
Teny iantsoana (fa tsy ilazana) lehilahy lehibe heverina ho mendri-kaja: aoka re, ry dadatoa, fa marina ny teninao [1.1]
 An uncle, esp. a mother's brother; [1.7]
 Oncle, spéc. le frère ainé de la mère [1.8]
Vocabulary 

Updated on 2023/11/27