|
|
|
|

Entry C
Part of speech 
 Tarehintsoratra ary renisoratra tsy hita amin'ny abidy malagasy, fa hita amin'ny abidy anglisy, frantsay, sns. [3.1]
Analogs  abidỳ ~ Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Tables and plates The Alphabets
Illustrations 

Entry C      c
Part of speech adjective
 Marika romana izay milaza ny isa 100 [3.1]
Vocabulary 
Tables and plates The Numbers

Entry c
Part of speech noun (symbol)
 Ilazana ny halakim-pandehan'ny hazavana ao amin'ny habaka ny c amin'ny marika ifanekena fisika: c dia mira aminy 299.792,5 kilômetatra isan-tsegondra (300.000 noboriborina). [3.1]
Vocabulary 

Entry C
Part of speech noun (symbol)
  dionariña na karbônina. Singa mivaingana, fahenina amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
 Carbon [3.1]
 Carbone [3.1]
Vocabulary 
Tables and plates Periodic Table

Updated on 2024/12/21