|
|
|
|

Entry karnina
Part of speech noun
 Tenan-javatra tsotra izay hita eo amin' ny zavaboary, na amin' ny endrika tsy miharo amin-javatra hafa (toy ny diamondra), na mifangaro amin' ny zavatra hafa (toy ny arintany) [1.1]
 Carbone [1.13]
Vocabulary 
Origin Explanations in French: carbone.
Analogs  C

Updated on 2023/09/10