| Entry | bozenizeny (zenizeny (zeny)) | |
| Part of speech | adjective | |
| Fohy vaventy ary mbola iva indray noho ny zeny fotsiny: Bozenizeny kely iahy ilay fofombadin' Isambilo [1.1] | ||
| Vaventiventy nefa fohifohy: Olona bozenizeny ny vazimba araka ny lovantsofina [1.62] | ||
| Examples | Izy moa vavy fotsy, bozenizeny, mirezareza fandeha, katsikantsikana, ka toa hoatra ny mihomehy sahady izy tazaninay ankizy.
[2.356] | |
| Updated on 2023/01/20 |
|