|
|
|
|

Entry boroboaka
Part of speech noun
 Karazan' akondro, manja somary mirirana ny hodiny, ary ny voany, lava vaventy, mamy maisamaisatra kely [1.1]
 The name of a variety of banana [1.2]
  [Merina] Variété de banane à cuire, Musa sapientum L. (Musaceae), à gros fruits. [1.196]
Vocabulary 
Scientific name Musa sapientum
Examples Boroboaka an'elo ary afontsy an-taninandro ka raha sarangaina mitovy raha fehezina lany zara ka hajahajao ny akaiky ary tiavo ny iaraha-monina fa raha maninona tsy tratry ny hafa [2.131]
Synonyms bibaka

Updated on 2018/07/21