| Entry |
bika
|
| Part of speech | noun
|
| | Toetran' ny toe-batana, izay tombanana indrinciraeo amin' ny fijorony: Tsara bika io lehilahy io fa tsy lava tsy fohy izy ary tsy matavy tsy mahia Fisehoan' ny endriky ny zavatra iray ety ivelany: (Matetika amin' ny endrika verindroa: bikabika no ampiasaina ny teny amin' itỳ hevitra itỳ): Tahaka ny ahoana ny bikabikan' ilay bokinao very izay [1.1]
|
| | Shape, figure, form, make, appearance, mien, contour. See endrika,
tsangana
[1.2]
|
| | A shape, form, figure, appearance [1.7]
|
| | Forme, conformation, mine [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Izao re no bikako / izao no tarehiko
[2.131]
|
| 2 | Endrik' olona izany, bikan' olona izany!
[2.4]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
bika,
bikako,
bikanao,
bikany,
bikantsika,
bikanay,
bikanareo,
bikan',
bikan-,
bikam- |
|
| Derivatives |
| Tables and plates |
|
|