| Entry | Betsileo | ||||
| Part of speech | name (ethnonym) | ||||
| Elementary words | be, tsy, leo | ||||
| Foko lehibe monina amin' ny tany voafaritry ny ony Mania, avaratra; ny tanin' ny Tanala, atsinanana; ny tendrombohitr' Andringitra, atsimo, ary ny tandavan-tendrombohitr' i Bongolava, andrefana. Mizara telo ny Betsileo: ny avaratra (renivohitra: Ambositra), ny afovoany (Ambohimahazo, Ambohinamboarina), ary ny any atsimo, izay mitsinjara telo indray: Isandra, Ilalangina ary Iarindrano. Tanàn-dehibe: Fianarantsoa, Ambositra, Ambohimahasoa, Ambalavao [1.1] | |||||
| A tribe inhabiting the South-central parts of the island. [1.2] | |||||
| Nom d'une population du centre sud de Ma [...] [full text in 1.5] | |||||
| Vocabulary | |||||
| Examples |
| ||||
| Tables and plates | Dialectal words | ||||
| Updated on 2023/08/12 |
|